Entry | fahalovana (lo) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in English | Corruption, rottenness [1.7] | |
Explanations in French | Pourriture; corruption [1.8] | |
Examples | Avela ho motraka ao io, ka rehefa injay heno misy fofona ateraky ny fahalovana - avy amin' izany no nahatonga ilay fitenenana hoe: "mantsim-bao miray" - dia alaina ka akipaka ny hodiny;
[2.436] | |
Article | Randzavola: fahalovana ao amin' ny Baiboly | |
Updated on 2023/01/20 |