Entry | famonjena (vonjy) | ||||||
Part of speech | noun | ||||||
Explanations in Malagasy | Fitondrana vonjy, fanalana amin' ny loza: Noho ny famonjenan-dRakoto no tsy nahafaty an-drano an' i Naivo Fanampiana: Misaotra amin' ny famonjenao fa raha tsy ianao tsy nilaoka ireto kambory kely ireto Fanatrehana, fandehanana mba ho tonga amin' ny,..: Ataovy zava-dehibe ny famonjena fotoampivavahana ny alahady [1.1] | ||||||
Explanations in English | Help ; salvation [1.7] | ||||||
Explanations in French | Aide, secours ; salut [1.8] | ||||||
Examples |
| ||||||
Article | Randzavola: famonjena ao amin' ny Baiboly | ||||||
Updated on 2023/01/20 |