Examples |
1 | Ary efa hain' ny olona ny fampiarahana azy.
[2.245]
|
2 | Mba hitsitsiana vola, dia azo eritreretina ny fampiarahana fifidianana sasantsasany.
[4.27]
|
3 | Mampanano sarotra ny mpiteny ny fampiarahana ny fingadon'ny feo isan' andalana nahazatra azy tao amin'ny beko, sy ny fampiadiana rima eto amin'ny poezia.
[2.606]
|
|