Entry fampiatoana (ato)
Part of speech noun
Examples 
1Efa nahita fampiatoana ny asa mihitsy aza izy ho fiarovana ny tombontsoan' ny mpiasa mahay asa manokana natahorana ho tratry ny fampitsaharana ny asa ara-teknika. [1.369]
2Marina aloha fa lava be ny lisitry ny namana tsy maintsy homena toerana, nefa moa ve ireny rafi-panjakana ireny dia natao hampihena ny isan' ny mpanao politika tratran' ny fampiatoana? [4.27]

Updated on 2022/03/20