Entry fanakobanana (kobana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanatsikebonana ny rano ka miloatra ny loto; fanetsiketsehana, fanatsobohana ny lamba sasana ao anaty rano madio; fampivontosana [1.1]
Explanations in French L’action d’agiter, de remuer, de faire gonfler, l’instrument, le récipient [1.3]
 Rinçage [1.13]
Examples Na dia tsy mampidi-doza aza io zavatra manarona io dia hanampy amin'ny fanesorana izany ny fanakobanana ny vava amin'ny rano matimaty misy sira sy karibaonetra imbetsaka ao anatin'ny iray andro. [2.424]

Updated on 2023/02/28