Entry | fanakovilavila (kovilavila (vilavila)) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fomba entina manakovilavila, izany hoe manao tarehy ratsy, na mampandeha tsy mahitsy tsara fa mivilambilana be ihany na manakovilivily (sandry) rehefa mandeha [1.1] | |
Explanations in French | Manière de faire balancer [1.3] | |
Updated on 2023/01/20 |