Entry | fanalavana (lava) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fanovonana: Hataonao ahoana izao no fanolavana iny tehina iny Fampitarozahana, fanelana: Mahasosotra ny fanalavana ny adintsika nataon' ny mpitsara Fanohizana: Nasiana fanalavam-potoana ny ady baolina satria nitovy ny isa azon' ny mpilalao roa tonta [1.1] | |
Explanations in French | Prolongation [1.13] | |
Updated on 2023/01/20 |