Entry |
fanambarana
(ambara)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Filazana zavatra mbola niafina hatramin' izay: Fanambarana ny tetika nataon' ireo olon-dratsy Filazana vaovao lehibe ampahibemaso: Nanao fanambarana tao amin' ny fampielezam-peo ny Filohan' ny Nosy [1.1]
|
Explanations in English | Revelation, disclosure [1.7]
|
Explanations in French | Révélation, action de manifester [1.8]
|
Compound words |
|
Hyponyms |
|
|
Entry |
fanambarana
(tambatra)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fanakambanana, fampiraisana, fanatontaliana, fampitohizana: Ataovy ny fanambarana ireto isa ireto [1.1]
|
|
Entry |
Fanambaràna
|
Part of speech | name (biblical book)
|
Explanations in English | Fanambaràna, Apokalypsy: boky iray ao amin' ny Baiboly
[2.996]
|
| Revelation: one of the books of the Bible
[2.996]
|
Explanations in French | Apocalypse: un des livres de la Bible
[2.996]
|
Vocabulary |
Synonyms | |
|