Entry fanambinana (ambina)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Vintana tsara avy amin' ny lahatra
Tsodrano, fitahiana avy amin' Andriamanitra: Fanambinana lehibe ny nahavitanao fianarana talohan' ny ady [1.1]
Explanations in English Good fortune [1.7]
Explanations in French Prospérité, la chance [1.8]
Examples Fa fitahiana sy fanambinana avy aminy no ahefana manolotra. [2.59]
Proverbs 

Updated on 2023/01/20