Entry fanandramana (andrana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fampiasana zavatra vaovao vao namboarina mba ho fitsapana ny toetrany na ny fandehany [1.1]
 Asa fanaporofoana na fanamarinana na fampisongadinana fisehon-javatra iray [1.13]
Explanations in French L'essai, l'expérience, l'épreuve, la dégustation [1.3]
 Expérience, expérimentation [1.13]
Examples 
1Ny tenako no nanaovako fanandramana. [2.499]
2Santatra sy fanandramana aloha no hatao; [2.356]
3Aoka aho izay amin' ny tsapatsapa sy ny fanandramana. [2.4]
4Niseho ho mpandini-javatra sy sahisahy nanao fanandramana loatra izy io. [2.643]
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/09/08