Entry fanatona (hatona)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomba fanakaikezana
Azo hatonina, azo akekezina: Tsy fanatona ny biby masiaka [1.1]
Explanations in French Manière de s’approcher, celui dont on s’approche [1.3]
Examples Tena haingana fanatona ka tokony hiomana amin' izay. [2.928]

Anagrams 

Updated on 2023/01/07