Entry fandaminana (lamina)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fikarakarana mba hirindra tsara; fanamboarana, fandantoana, fandrindrana [1.1]
Explanations in French L'arrangement [1.3]
 Manière d'arranger [1.3]
 Implantation, agencement, organisation [1.13]
Examples 
1Iza no nanampy azy tamin' ny fandaminana ny foloalindahy? [2.113]
2Notereko ny tenako hanaiky izany fandaminana somary tefena izany. [2.4]
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/09/10