Entry | fandotsoana (lotso) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fisian' ny nono betsaka tonga amin' ny nonon' ny vehivavy vao tera-bao Izay rehetra omena ny vehivavy vao tera-bao mba hampandeha be ny nonony [1.1] | |
Explanations in English | [Rel. s. from mandotso (lotso).] Excitement, a stimulus, usually applied to food given to a woman to produce milk; encouragement to a buyer of goods by praising the article, puff, praise. [1.2] | |
Updated on 2023/01/20 |