Entry |
faninefany
(inefatra (efatra))
|
Part of speech | adverb
|
Explanations in Malagasy | Famerenana asa iray hatramin' ny inefatra: Faninefany izao no nahozoako loko: mba itsikian' ny vintana mihitay aho [1.1]
|
Explanations in English | [ faninefatra ] [1.75]
|
Explanations in French | Pour la quatrième fois [1.3]
|
Examples | Intelo izy no nitsangana hiditra ho ao amin-dRazaimalala, nefa vahotra toy ny notanan-javatra, faninefany dia tafatsangana ihany izy, ka nitsaitsaika, ndrao matory izy ka manaitra azy.
[2.324]
|
Morphology |
Simple : |
faninefatra,
faninefany |
|
|