Entry fanjaitra (zaitra)
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Fomba entina manjaitra: Tsy tiako ny fanjaitran-dRakoto palitao
Azo zairina: Ny baoritra tsy mba fanjaitra [1.1]

Entry fanjaitra (zaitra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fiasana vy lavalava kely marani-doha misy loaka ny vodiny mba hidiran' ny kofehy: Akao fanjaitra hanjairana itỳ akanjonao tata-jaitra
Mitovy hevitra: filo ~ tsaika ~ tsiverianala [1.1]
Explanations in English A needle [1.2, 1.7]
Explanations in French Aiguille [1.8]
Examples 
1Fanjaitra sy ny lamba vaovao zairina indray maka; [2.69]
2Dia jereo tsara ny fanjaitra kely, fa izy no mpanondro ny ora. [2.332]
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs 
Riddles Hetrao ilaikely fa hiady? Fanjaitra.

Updated on 2023/05/23