Entry fanohoka (tohoka)
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Fomba entina manohoka, izany hoe manisy fefy mba ho tampina ny lalan-drano ka hihandrona ny rano
Azo atohoka [1.1]
Explanations in French Ce qu’on peut arrêter, manière d’arrêter [1.3]
Examples Fomba fanohoka ny zaza. [2.436]

Updated on 2023/01/08