Entry fanononana (tonona)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Famoahana amin' ny feo: Tsy hainao ny fanononana ny s
Filazana (anarana): Vao tafapetraka ny mpianatra, dia natomboky ny mpampianatra ny fanononana anarana [1.1]
Explanations in French Prononciation, articulation [1.5]
Examples Ireo anarana malaza ao dia anarana babyloniana nihasimba ny fanononana azy; [1.38]

Updated on 2020/07/31