Ny vava iray ihany no ivoahan' ny fisaorana sy ny fanozonana.[2.996]
2
Ny ankamaroan' ny teny fanozonana dia mampiasa ny teny hoe: tsy mba, aza, tsy, sandra, izay manana hevitra mitovy saingy tsy miasa raha tsy amin' ny firariana zavatra ratsy ihany.[1.519]