|
|
|
|

Entry1  fasan-drazana
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  Fasam-pianakaviana malagasy izay toy ny trano misy farafara vato mifanongoa an-daniny roa, ary amin' ny lafiny andrefana inlay ny rangolahy: vato fisaka atao varavarana mahazo mivoha sy mikatona avy eo anoloana [1.1]
Synonyms  4  fasan' ny ntaolo
Elementary words  5  fasana, razana
Proverbs  6  Proverbs containing the word fasan-drazana

Updated on 2023/06/11