Entry fiakanjoana (akanjo)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanaovana akanjo [1.1]
Explanations in French La toilette, l’habit habituel, façon de s'habiller, le cabinet de toilette [1.3]
Examples 
1Izaho nandray, tao amy ny trano fiakanjoana [2.59]
2Na eo aza ny hafaliana miharo hakevohana noho ny fiakanjoana tsara sady voalohany, nararirary izany ny aiko. [2.472]

Updated on 2023/01/08