Entry fiarakodia
Elementary words fiara ; kodia
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Anarana omena ny fiara misy kodiarana efatra mandeha amin' ny maotera izay ampandehanina kosa amin' ny lasantsy na gazoaly [1.1]
Explanations in English A carriage, a chariot, a wagon, a chaise. [1.2]
 An automobile [1.7]
Explanations in French Automobile [1.8]
Examples 
1Nijanona tsy lavitra ilay fiarakodia. [2.472]
2Najanony ny fiarakodia kely 2 CV nitondra ahy. [2.356]
3Nisy fiarakodia iray tamy somary nandeha mafy. [2.4]
Vocabulary 
Compound words 

Updated on 2023/08/11