Entry fifanantsafana (antsafa)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Resadresaka mialoha ny tena votoatin-dresaka ifanontaniana ny toe-pahasalamana [1.1]
Examples Tadiavin-dRagova i Manana, hoy izy, rahefa vita ny fifanantsafana. [2.472]

Updated on 2023/01/09