Entry | fikakana (kaka) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fisiana kaka; na fanasiana kaka Fanaovana izay tsy hahafahan' ny mpianatra adinina [1.1] | |
Entry | fikakana (kaka) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fanenon' ny akohovavy madiva hanatody [1.1] | |
Vocabulary | Zoology: (in general) | |
Updated on 2020/07/31 |