Entry | fisalovanana (salovana) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fipetrahana na fankanesana eo anoloan' ny olona iray; fitsatsaingohana miteny alohan' ny olona na fanapahana ny teniny; fitsofohana na fitsabahana amin' ny raharahan' ny sasany [1.1] | |
Updated on 2023/01/20 |