|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fisarahana |
| Fototeny | 2 saraka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 separation; divorce; the act of divorcing
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 désunion
[1.4.fr#234] 6 séparation; divorce [1.8] |
| Ohatra |
7 Tena nangidy taminay ny fisarahana!
[2.356#27]
8 Fa hafa ity fisarahana indray maka ity. [2.472#45] 9 Ianao ihany no nangataka fisarahana ary. [2.529#38] 10 Mangidy moa ny fisarahana ka tsy maintsy alahelovana! [1.272] |
| Fikambanana | 11 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe fisarahana |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/11/01 |
|