Entry fitalapetrahana (talapetraka (petraka))
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fipetrahana atao mivelatra ny lohalika roa ary miforitra manaraka izany ny ranjo ka mifanindry eo anoloana ny tongotra; fipetrahan'ny tongotra mifanaingina eo anoloana. [1.1]
Explanations in French L'action de s'assoir en croisant les jambes, la cause, le lieu [1.3]

Updated on 2023/01/20