Entry | fitanisana (tanisa) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fanaovana tanisa. Fanononana tsirairay: Hain'Ikoto ve ny fitanisana ny anaran'ny olona ao anatin "ny fianakaviana? Filazalazana antsipiriany, famisavisana: Tsy naharitra aho fa nihataka tsy ta handre ny fitanisany ny fahoriany. [1.1] | |
Anagrams | fanitsiana, fitanisana |
Updated on 2023/01/20 |