Entry | fitehenana (tehina) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fanosehana lakana amin'ny tehindakana. Fitondrana tehina. Fiankinana: Rehefa mihinana ambony latabatra, tsy fahalalam-pomba ny fitenenana amin'ny latabatra [1.1] | |
Updated on 2023/01/20 |