Entry | fivikiviky (vikiviky) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Toetran' ny olona mivikiviky, izany hoe mandeha mailamailaka, amim-paharisihana Famindràna mailamailaka, fandehanana amim-paharisihana: Faly Ikoto fa nomen-dreniny vola, ka akory izany fivikivikiany (izany fivikivikiny) nankany antsena [1.1] | |
Synonyms | fivikivikiana | |
Updated on 2023/01/05 |