Entry hadaladalana (adaladala (adala))
Part of speech noun
Examples 
1Hatramin' ny nisamborana an' i Dadafara moa, tsy nisy nampiseho hadaladalana mihitsy izahay tao amin' ny sekoly, na lehibe na kely. [2.472]
2Mbola ampahafirin' ny ho hitanareo izao miseho izao raha mitohy izany ny hadaladalanareo. [2.472]
Morphology 
Simple : hadaladalana, hadaladalako, hadaladalanao, hadaladalany, hadaladalantsika, hadaladalanay, hadaladalanareo, hadaladalan', hadaladalan-, hadaladalam-, hadaladala-
Prefixed : -kadaladalana, -kadaladalako, -kadaladalanao, -kadaladalany, -kadaladalantsika, -kadaladalanay, -kadaladalanareo, -kadaladalan', -kadaladalan-, -kadaladalam-, -kadaladala-

Updated on 2023/01/20