Entry hajamba (jamba)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Tsy fahitana; toetran' ny olona tsy mahita ny masony: Anisan' ny fahoriana lehibe ho an' ny olombelona ny fahajambana [1.1]
Explanations in French L'état de ce qui est aveugle [1.3]
Vocabulary 
Synonyms fahajamba

Updated on 2023/01/20