Entry | hazera > azera (zera) | ||||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||||
Explanations in Malagasy | Adaboka, alavo, apotraka: Nazera ilay trano efa nivava fa natahorana sao handratra ny mpandalo Avarina: Azerao any an-kady any ny fatin' io saka io [1.1] | ||||||||||
Explanations in English | To be thrown or cast down. [1.7] | ||||||||||
Explanations in French | Qu'on jette à terre; avec quoi on bat [1.3, 1.8] | ||||||||||
Examples | Dia azera ao anaty rano ilay olona tsaraina.
[2.508] | ||||||||||
Morphology |
| ||||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word azera | ||||||||||
Anagrams | areza, azera |