|
|
|
|

Entry1  hehy valaka
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  Fihomehezana toa mampiseho tsy firaikana haniratsirana na hampisehoana tsy fitokiana an' ilay miresaka amin' ny tena [1.1]
Explanations in English  4  An ironic laugh [1.7]
Explanations in French  5  Rire ironique [1.8]
Elementary words  6  hehy, valaka

Updated on 2023/01/17