Entry | herim-po | |
Elementary words | hery ; fo | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Herin' ny sitra-po mandresy ny tahotra sy ny henatra ary tsy mikendry afa-tsy ny hahavita zavatra ka milofo hatramin' ny farany [1.1] | |
Explanations in English | Courage, willingness to exert oneself [1.7] | |
Explanations in French | Courage, vigueur [1.8] | |
Vocabulary | Emotions | |
Proverbs | Proverbs containing the word herim-po | |
Updated on 2023/06/12 |