Entry hoe
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Toy izao, sahala amin' izao (fanao eo alohan' ny tenin' olona iray izay averina araka ny nitenenany azy): Dia niteny indrindra Andrianampoinimerina nanao hoe "ny ranomasina no valamparihiko" ~ Lazao aminy hoe "Tonga i dadanay" ~ Mba tiako ilay hira manao hoe: Ry tanindrazanay malala ò!
Teny kely entina miangavy na mandidy, ary mety hifono hevitra fihantsiana na fahatezerana arakaraka ny feo ilazana azy: Mitsambikina hoe hahitana ny fahaizan' Ingahy! ~ Aiza hoe mba hojereko
Marina ve? Namidiny hoe ny tranony tetsy Ambondrona [1.1]
Explanations in English Used before quotations [1.7]
Explanations in French Ainsi, comme ceci, dans ces termes, de cette manière, ainsi conçu, dit ainsi
Mot explétif servant à donner la forme polie ou respectueuse à l'impératif, et pouvant indiquer parfois le défi, la colère, selon le contexte ou le ton
Quoi? est-il vrai? [1.3]
 Se met devant les citations [1.8]
Compound words 

Entry hoe (hoy)
Part of speech imperative of passive verb hoy [full list]
Explanations in French Impératif de hoy [1.3]

Entry hoe
Part of speech noun or active verb
Explanations in English Angady kely mitarehina famaky ka tsy atsatoka fa akapoka
(to hoe) miasa tany amin' ny hoe [1.17]

Anagrams 

Updated on 2023/10/01