Entry hofaina (hofa)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Antsoina amin' ny kopa-damba, na tanana na zavatra hafa: Hofay lamba izy fa tsy reny izany
Sivanina amin' ny sahafa: Hofao tsara ny vary, rankizy [1.1]
Explanations in English To be waved at [1.7]
Explanations in French Qu'on appelle par un signe de la main [1.8]
Morphology 
Present : hofaina, hofaiko, hofainao, hofainy, hofaintsika, hofainay, hofainareo, hofain', hofain-, hofaim-, hofai-
Past : nohofaina, nohofaiko, nohofainao, nohofainy, nohofaintsika, nohofainay, nohofainareo, nohofain', nohofain-, nohofaim-, nohofai-
Future : hohofaina, hohofaiko, hohofainao, hohofainy, hohofaintsika, hohofainay, hohofainareo, hohofain', hohofain-, hohofaim-, hohofai-
Imperative : hofay
Other spellings 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20