Entry | idimbare | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [Tanala] Ketsa: Idimbare nohanin'aomby: ny alohake mijaka ka ny avy ijakana (ketsa lanin'omby: ny mpitaitra tonga aloha milaza ka ny avy afara ilazana) [1.78] | |
Vocabulary | Economy: food | |
Synonyms | hidimbare | |
Updated on 2020/07/31 |