|
|
|
|

Entry (1/2)1  Ilafy (i)
Part of speech  2  name (toponym)
Vocabulary  3  Geography: towns
Elementary words  4  lafy
Tables and plates  5  Full list

Entry (2/2)6  Ilafy (i)
Part of speech  7  name (toponym)
Vocabulary  8  Geography: towns
9  History: places
Explanations in Malagasy  10  Havoana misy tanàna mifono ala tompontany azay 10 km avaratr' Antananarivo, amin-ny arabe mankany Ambohimanga saingy mihataka kely ary ambony atsinanana. Ny renirano Mamba no mandalo ery ambany avarany. Eo amin-ny 1400 m ny haavony. Ny aviavy sy amontana hazon-Andriana dia midoroboka be mahafinaritra. Misy toerana maromaro fitazantazanana manala sorisory eo, indrindra fa ilay ahatsinjovana an-Antananarivo, Ambohidrabiby, Ambohimanga, Ambohidratrimo, ets. Isan-ny Tendrombohitra masina Roambinifolo izy... [1.10]
Explanations in French  11  Village sis sur une colline boisée à 8 km. au nord de Tananarive, chef-lieu d'un canton de 7.440 habitants (arrondissement de Sabotsy-Namehana, sous-préfecture de Tananarive-banlieue), et où se trouve un trano manara (ancien palais). Au pied de cette colline fut enseveli, dans la nuit du 11 mai 1863, après le régicide, le corps du roi Radama II: le cortège funèbre nocturne était composé de quatre officiers et de vingt soldats sous la conduite du 15-honneurs Rainitotozy. [1.11]
Examples  12  Dia nihevitra fa mety raha makarivotra ao ilafy; [2.59]
13  Nampiantsoiny hifanatrika aminy, hokabarina teny Ilafy. [2.298]
Elementary words  14  lafy
Proverbs  15  Proverbs containing the word Ilafy
Tables and plates  16  Full list
Illustrations 
17 
18 

Anagrams  19  alify, filay, Ilafy

Updated on 2021/05/23