Entry | izaitratra | |
Elementary words | izay ; tratra | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Be dia be, sesehena: Izaitratra ny mpianatra tsy afa-panadinana tomin' itỳ taona itỳ [1.1] | |
Examples | Talohan' izao, dia noheveriko ho harato no ahazoana ireny trondron-dranomasina izaitratra amidy eny an-tsena ireny.
[2.471] | |
Other spellings | izay tratra | |
Anagrams | izaitratra, izay tratra |
Updated on 2023/06/14 |