Entry | jomoina (jomo) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Bitsibitsihina, anaovana toho-tsofina: Nojomoin' ny olona izy matoa sahy nanao izany Angolena, tarihina amin' ny teny malefaka: Nojomojomoin' ny namany teny ny adalalahy ka simba tamin' ny farany [1.1] | ||||||||
Explanations in French | A qui on parle en secret, à qui on chuchote, qu’on enjôle, qu’on entraîne secrètement, qu'on épie en cachette: Aza jomoin' ialahy toy izany ny sasany (Ne chuchote pas ainsi avec les autres) ~ Nojomoin’ ny namana ratsy izy ka simba tamin’ ny farany (Il a été enjôlé par de mauvais camarades et à la fin il a été gâté) [1.3] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Synonyms | jomojomoina | ||||||||
Updated on 2023/01/20 |