Entry | kase | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Fingotra, matetika boribory, misy sary sy soratra mivohitra ka nony atomboka amin' ny taratasy dia mamela sary na soratra eo araka ny nanaovana azy (tombo-kase) Ny sary sy soratra voafindra amin' ny taratasy (fitombo-kase). (Matetika ilay tsy mandeha irery io teny io fa miaraka amin' ny teny hoe tomboka na fitomboka) [1.1] | ||
Explanations in English | A stamp, a seal [1.7] | ||
Explanations in French | Cachet, empreinte de cachet [1.8] | ||
Compound words |
| ||
Origin | French: cachet. | ||
Anagrams | kase, kesa, seka |
Updated on 2021/10/02 |