Entry kopaka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fihefahefan' ny zavatra; fanetsiketsehan' ny vorona ny elany rehefa manidina; fivoha sy fihidin' ny varavarana; fihetsiketsiky ny ravina tsofin' ny rivotra; lafiny mihodina amin' ny varavarana: Misy kopa-droa ny varavaranay [1.1]
Explanations in English A flapping [1.7]
Explanations in French Action de s'agiter comme les ailes d'un oiseau [1.8]
Examples Avy eo izy vao nanao ilay iray, izay toa kopaka sy zara fa vita fotsiny no nanaovany azy. [2.472]
Derivatives 
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/07/31