|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lakilasy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Efitrano fianarana: Efa tafiditra ao an-dakilasy na ao an-trano lakilasy ny mpianatra
4 Fianarana, tranon-tsekoly: Tsy mankany an-dakilasy izy fa efa hanambady hono (jereo kilasy) [1.1] |
| Fikambanana | 5 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe lakilasy |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/10/18 |
|