Entry lamody
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomba amam-pitafiana miserana ihany mifanaraka amin' ny ataon' ny olona mandritra ny vanim-potoana iray: Ny volo lava teo alohaloha no lamody ho an' ny tovolahy, ary ny zipo fohy ho an' ny tovovavy ~ Manara-damody ~ Mpivarotra lamody [1.1]
Explanations in English Custom, fashion. See fomba (omba), fanao (tao) [1.2]
Explanations in French Mode [1.3]
Origin French: la mode.

Anagrams 

Updated on 2020/07/31