|
|
|
|
Teny iditra
1
laroana
Fototeny
2
la
ro
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Haiendriteny
4
Ny ankehitriny :
laroana
, laroako, laroanao, laroany, laroantsika, laroanay, laroanareo, laroan', laroan-, laroam-,
laroa-
5
Ny lasa :
nolaroana, nolaroako, nolaroanao, nolaroany, nolaroantsika, nolaroanay, nolaroanareo, nolaroan', nolaroan-, nolaroam-, nolaroa-
6
Ny hoavy :
holaroana, holaroako, holaroanao, holaroany, holaroantsika, holaroanay, holaroanareo, holaroan', holaroan-, holaroam-, holaroa-
7
Filaza mandidy :
laroy
Fanazavàna teny malagasy
8
Asiana laro:
Laroy itỳ paraky itỳ
[
1.1
]
Fivaditsoratra
laroana
,
9
loarana
Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04