Entry lefitra
Part of speech participle
Explanations in Malagasy Tanty, zaka: Tsy lefitro izany teny izany [1.1]
Explanations in French Support
Supporté, action de supporter: Tsy lefitro izany teny izany (Je ne puis supporter ces paroles) [1.3]
Examples Toa hoe tsy lefitra ny hadisoam-beny! [2.576]
Morphology 
Present : lefitra, lefitro, lefitrao, lefiny, lefitsika, lefitray, lefitrareo, lefitr', lefi-, lefitry
Past : lefitra, lefitro, lefitrao, lefiny, lefitsika, lefitray, lefitrareo, lefitr', lefi-, lefitry
Future : ho lefitra, ho lefitro, ho lefitrao, ho lefiny, ho lefitsika, ho lefitray, ho lefitrareo, ho lefitr', ho lefi-, ho lefitry
Compound words 

Entry lefitra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Valona, foritra, lefiravina, ketrona [1.1]
Explanations in French Pli, action de se courber, de ployer, de s'incliner [1.3]
Morphology 
Simple : lefitra, lefitro, lefitrao, lefiny, lefitsika, lefitray, lefitrareo, lefitr', lefi-, lefitry
Derivatives 
Compound words 

Entry lefitra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Enti-milaza izay mitana ny laharana faharoa manarakaraka ny voalohany eo amboniny: Rakoto no filoha lefitra amin' ny Fikambananay [1.1]
Explanations in English The second in rank [1.7]
Explanations in French Lieutenant, second [1.3]
 Le second rang, le vice, l'adjoint [1.8]
Examples 
1Tsy eto koa ny Lefitra voalohany. [2.332]
2Araka io didim-panjakana io ihany, dia ny Komitim-pokontany izay ahitana ny lehiben' ny kartie sy lefitra roa no misahana ny fitantanana. [4.27]
Morphology 
Simple : lefitra, lefitro, lefitrao, lefiny, lefitsika, lefitray, lefitrareo, lefitr', lefi-, lefitry
Compound words 
Origin English: leftenant.

Entry lefitra
Part of speech noun
Explanations in French  [Mahafaly] (du malais : lipit, lipat . javanais : lempit : qui se courbe facilement mais ne se rompt pas). Nom des Indigotiers, notamment Indigofera tinctoria L. (Fabaceae), dans la région de Tuléar. [1.196]
Scientific name Indigofera tinctoria
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2023/08/29