Entry | maharikoriko (rikoriko) | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Miteraka na mahatonga rikoriko, mahasosotra izaitsizy, mahalotika: Maharikoriko ny loton' itỳ zaza ~ Maharikoriko ahy ny toetran' iny olona tsy valahara iny [1.1] | |
Explanations in English | Nauseating [1.7] | |
Updated on 2023/01/20 |