Entry malaina (laina)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Sihanaka] Kamo, tsy mety [1.78]
 Tsy mazoto homana: Malaina aho izany fa rehefa kelikely aho mihinana
Tsy ta hanao na inona na inona fa satry ihany hipetrapetraka amin' izao: Aleo maty olo-malaina toy izay vaky vilany mianefitra [1.1]
Explanations in English Lazy, idle, sluggish; unwilling [1.2]
 Lazy, indifferent, unwilling; having no appetite [1.7]
Explanations in French Qui manque de goût, d'appétit, d'envie, qui est de mauvaise volonté, paresseux [1.3]
 Paresseux; qui manque de bonne volonté; qui n'a pas d'appétit [1.8]
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/05/24