|
|
|
|

Entry1  malezolezo (lezolezo)
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Sady lava no manify [1.1]
Explanations in French  4  Qui est grand, mince et maigre [1.3#404]
Examples  5  i Fandravaka kely kosa dia zaza malezolezo sady tsy ampy fivelomana ny ray aman-dreniny ka misaringo-borodamba. [2.895#10]
6  Na angamba ny fisian' ilay firohotana malezolezo atao hoe Fanampiana amin' ny Fahavoazana Rehetra sy ny fomba fiasany no nametraka olana taminy. [1.369#]

Updated on 2023/01/20