Entry mamehy (fehy)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mamatotra: Efa mamehy entana izy fa handeha
Mitovy hevitra: mamatotra ~ mamona ~ managigigigy ~ manandrotra ~ manao fatomaty ~ manao fatotr' ombin' ny tsy miala vola ~ manao fatotra jagigy ~ manao rohy foza ~ manao tadivavarana ~ manasingory ~ mandadina ~ mandiditra ~ mandringotra ~ mandrohy ~ maningotra ~ mifehy [1.1]
Explanations in English To tie up, to knot. [1.2]
 To tie [1.7]
Explanations in French Lier, attacher [1.8]
Examples 
1Araka ny teny enti-milaza ny fanaovana ny voady hoe « mamehy ny fanahiny» (Nom. [1.38]
2Ireto avy ny fepetra mamehy izany: [4.27]
Morphology 
Present : mamehy
Past : namehy
Future : hamehy
Imperative : mameheza
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/08/11